|
|
|
|

Teny iditra1  fitsimponana
Fototeny  2 tsimpona
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fakana tsirairay: Nahoana no dia ela toy izao ny fitsimponanao ny vato amin' ny vary?
5 Fifantenana, izay mahatonga haka tsirairay, fa tsy manao fao-be amin' izao: Mafy dia mafy ny fitsimponana ny mpianatra halefa hanohy fianarana any ampita
6 Fanararaotana ny vava latsaka na ny teny diso sendra lasa, mba hamelezana: Tandremo tsara ny fitenenana fa mahay Rangahy to amin' ny fitsimponana ny tenin' ny sasany [1.1]

Fivaditsoratra  fitsimponana, 7 mpisafontina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12