|
|
|
|

Teny iditra1  fitsimpohafohazana
Fototeny  2 tsimpohafoha
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fitsangantsanganam-bolo; fifohazana na fisehoan-javatra indray: Mampanahy indray ity ny fitsimpohafohazan' ny nendra [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12