Entrée fitsimbadihana (tsimbadika)
Partie du discours nom
Explications en malgache Fikodiadiavana, fihodinkodinana: Tsy hita holazaina ny fitsimbadibadihan' Ikoto teo am-pandriana nandritra ny alina fa naharary azy, hono, ny nifiny
¶ Fihohofana: Ny fitsimbadihan' ny lakana no nahafaty azy
¶ Fivadihana, fiovana tanteraka: Tsy aisy nanampo ny fitsimbadihan' ny heviny toy izao [Rajemisa 1985]

Entrée fitsimbadihana
Partie du discours nom
Explications en français transposition [SLP 1986]
Vocabulaire 

Mis à jour le 2020/07/31