Entrée fitsilanesana (tsilany)
Partie du discours nom
Définition malgache Fandriana ka ny lamosina no atao ambany, izany hoe ny maso miandrandra ambony: Ny filanesana no fomba fandriana ahazoana aina tsara indrindra [Rajemisa 1985]

Mis à jour le 2009/02/23