|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fitsikarohana |
| Fototeny | 2 tsikaroka |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fihohazana, fihadianalavaka amin' ny tongotra aman-tanana: Ny fitsikarohan' ny akohonareo no nanimba ny tokotaninay
5 Fanetsehana ny tongotra na ny tanana ao anaty rano: Loza izay fitsikarohany izay tamin' ny lomano fa tsy mbola nahazo voalohany ihany izy [1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|