|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fitsikarakara |
| Fototeny | 2 tsikarakara |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Toetran' ny zavatra mitsikarakara na makarakara, izany hoe mahalana ny rafiny na ny tenony na ny rariny ka hita ny ao anatiny: Tsy tiako ity lamba ity noho ny fitsikarakarany
[1.1] |
| Fivaditsoratra | fitsikarakara, 5 fitsirakaraka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|