|
|
|
|

Teny iditra1  fitsika
Fototeny  2 tsika
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Toetran' ny rano mitsika, izany hoe mivoaka tsikelikely avy ao anatin-javatra [1.1]
5 fandalovan'ny ranoka tsikelikely amin'ny hiriky ny zaka iray [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  6 fuite, infiltration [1.13]
Tovy hevitra  7 fitsihana

Fivaditsoratra  8 fatsiky, fitsika

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17