|
|
|
|

Teny iditra1  fitsidradraka
Fototeny  2 tsidradraka
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Toetran' ny zavatra mitsidradraka, izany hoe miainga ho avo na mitsangana misandrahaka
5 Fiaingana ho avo, fitsanganan' ny volo, tanana, tongotra misandrahaka: Oadray izany fitsidradraky ny volon' ity zazalahy ity [1.1]
Tovy hevitra  6 fitsidradra, fitsidradrahana, fitsidradrana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17