|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fitsiatsia |
| Fototeny | 2 tsiatsia |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fomba fakana rivotra na fialana voly amin' ny hatsiatsiaka
5 Fihatsaratsaran' ny marary, fanaretana: Amin' izao fitsiatsian' ny marary izao, dia azo atao tsara ny mamangy matetika [1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|