|
|
|
|

Teny iditra1  fitsetsahana
Fototeny  2 tsetsaka
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Firehetana haingana: Tsy mahagaga raha trano tafo bozaka dimy no may tao anatin' ny adiny iray noho ny fitsetsahan' ny afo
5 Famaliana haingana: Tsy fitsetsahambavan' olona lahy iny Ramatoa iny! [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12