|
|
|
|

Teny iditra1  fitselarana
Fototeny  2 tselatra
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Firehetana tampoka ary vetivety, fitselahana
5 Firehetana haingana: Ny fitselaran' ny bozaka maina no itiavan' ny olona azy hampirehetany afo [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12