|
|
|
|

Teny iditra1  fitselahana
Fototeny  2 tselaka
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Firehetana, famirapiratana, fanjelanjelarana, fitselarana: Ny fitselahan' ny hazavana avy amin' ny vatoafo ao anatin' ny haizina [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12