|
|
|
|

Teny iditra1  fitsakatsakana
Fototeny  2 tsakatsaka
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fandehanana miditra any anaty lobolobo misy lolo na vazimba; fivezivezena amin' ny toerana tsy fantatra; firioriovana etsy sy eroa [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12