|
|
|
|

Teny iditra1  fitsakatsaka
Fototeny  2 tsakatsaka
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Toetra na fomban' izay mitsakatsaka, izany hoe mandeha miditra anaty lobolobo, mivezivezy amin' ny toerana tsy fantatra [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12