|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  fitsaikana
Fototeny  2 tsaika
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fifantenana ny voam-bary tsara: Raha ta hanana vokatra tsara, ny fitsaikana ny masomboly no tokony hatao tsara [1.1]

Teny iditra (2/2)5  fitsaikana
Fototeny  6 tsaika
Sokajin-teny  7  anarana
Fanazavàna teny malagasy  8 Fanatonana moramora tsy re: Ny fitsaihany tao an-damosiko tao no tsy nandrenesako azy
9 Fangalarana mangingina tsy misy mahita: Tsy hita mihitsy ny fitsaihan-dry zalahy ny zavatra mipetraka eto ambony latabatra eto [1.1]
Tovy hevitra  10 fitsaihana

Fivaditsoratra  fitsaikana, 11 tafasikina, 12 tany fasika, 13 tsaikafina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17