|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 fitsaika |
| Fototeny | 2 tsaika |
| Sokajin-teny | 3 anarana na mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fomba entina mitsaika, izany hoe mifantina izay voam-bary tsara hatao masomboly
5 Azo tsaikaina, azo fantenana [1.1] |
| Teny iditra (2/2) | 6 fitsaika |
| Fototeny | 7 tsaika |
| Sokajin-teny | 8 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
9 Fomba entina mitsaika, izany hoe manatona moramora tsy re na mangalatra mangingina tsy misy mahita
[1.1] |
| Fivaditsoratra | fitsaika, 10 fitsiaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|