|
|
|
|

Entrée1  fitsabo (tsabo)
Partie du discours  2  nom ou adjectif
Explications en malgache  3  Fomba entina mitsabo, izany hoe mikarakara marary amin' ny fanomezana fanafody azy sy mikajakaja azy mba ho sitrana [1.1]
4  Azo tsaboina [1.1]
Exemples  5  Raha tsy afaka atao ny fitiliana dia aleo tsaboina araky ny fomba fitsabo ny angatra ihany ilay olona. [2.424#]

Mis à jour le 2023/04/14