|
|
|
|

Teny iditra1  fitrotrongy
Fototeny  2 trotrongy
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fomban' ny olona mitrotrongy, izany hoe mianjera mandroso any anoloana: Ratsy ilay fitrotronginy izay fa sendra teo ambony vato indrindra izy no nianjera [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12