|
|
|
|

Teny iditra1  fitrotro
Fototeny  2 trotro
Sokajin-teny  3  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Fomba entina mitrotro, izany hoe mamihina zaza eny amin' ny sandry anankiroa ka manankina azy amin' ny tratra
5 Azo trotroina [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12