|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fitrohana |
| Fototeny | 2 troka |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fisintonana amin' ny orona na ny vava amin' ny alalan' ny rivotra: Ampianaro ny zandrin' ise fa tsy hainy ny fitrohana ny tsoka amin' ny taolana
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 aspiration, absorption
[1.13] |
| Fivaditsoratra | 6 fanohitra, fitrohana, 7 Ny hafatro |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|