|
|
|
|

Teny iditra1  fitrerona
Fototeny  2 trerona
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fomba entina mitrerona, izany hoe manao feo mampitahotra: Mangovitra Isambilo mandre ny fitreron' i dadany [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12