|
|
|
|

Teny iditra1  fitranitrany
Fototeny  2 tranitrany
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Toetran' ny zavatra mitranitrany, izany hoe mitringitringy maranitra: Mahonena ny mijery ny fitranitranin' ny taolan-tehezan' itỳ zaza tsy mahita hanin-kohanina itỳ [1.1]

Fivaditsoratra  5 firantiranty, fitranitrany

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12