|
|
|
|

Teny iditra1  fitosy
Fototeny  2 tosy
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fomba entina mitosy, izany hoe manao fihetsehana miangolangola mba hanehoam-pitiavana amin' ny olona ifampiresahana [1.1]

Fivaditsoratra  fitosy, 5 itsofy, 6 tsiofy, 7 tsy foy

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12