|
|
|
|

Teny iditra 1  fitosahana
Fototeny  2 tosaka
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fitobahana betsaka indray mandeha; fahavakiana: Tsy hita holazaina ny fitosahan' ny voankazo eo an-tsena ankehitriny izao [1.1]
Fikambanana  5  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how fitosahana

Fivaditsoratra  fitosahana, 6 fitsaohana, 7 fitsoahana, 8 tafahosina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19