|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  fitoroka
Fototeny  2 toroka
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 fiampangana, filazana ampahibemaso ny heloka na hadisoana natao tany amin'ny takona [Tanala] [1.78]
5 Fomba entina mitoroka, izany hoe miampanga tsy marina, manendrikendrika [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 ce qu’on peut imputer faussement, manière de faire de fausses imputations [1.3]

Teny iditra (2/2)7  fitoroka
Fototeny  8 toroka
Sokajin-teny  9  anarana
Fanazavàna teny malagasy  10 Volotsangana na vakin-kazo lava marotsaka apetraka manaraka ny lavan' ny lohatrano ka atao mifanelanelana aminy amin' ny trano tafo herana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  11 bambous placés entre les chevrons et servant de lattis dans les toits [1.3]
12 chevron [1.13]
Voambolana  13  Toe-karena: fanorenana

Fivaditsoratra  fitoroka, 14 otrik' afo

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12