|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fitonoana |
| Fototeny | 2 tono |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fanamasahana zavatra, indrindra ny hena, amin' ny fanaovana azy eo ambony lelafo na ao anaty lavenona; fanatsatsihana
[1.1] |
| Fivaditsoratra | 5 fionotana, fitonoana, 6 fotoanina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|