|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fitomboana |
| Fototeny | 2tombo |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Faharorohana: Mampiaiky volana ny fitomboan' itỳ zaza itỳ; ny fitomboan' ny sain' itỳ zaza itỳ.
5Fihalavana: Angaha tsy fantatrao ny fitomboan' ny andro amin' ny lohataona?. 6Fihamaroana: Manao dingan-dava ny fitomboan' ny mponina amin' itỳ tanàn-dehibe itỳ. 7Fisondrotana: Mampimenomenona ny vahoaka ny fitomboan' ny vidim-piainana. [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8accroissement, croissance.
[1.13] |
| Ohatra |
9 Ny fitomboana no lazain' ny hoe ' Faniriana ' eo amy ny lohateny.
[1.357#]
10 Hizotra hanaraka io fironana io koa ny amin' ny taona 2019, ka fitomboana mahatratra. [1.384#] |
| Tovy hevitra | 11fitombo |
| Kamban-teny rehetra | 12Fikambanana 3 amin' io teny io |
| Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 14 fiombotana, 15 fitomboana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|