|
|
|
|

Teny iditra1  fitokelaka
Fototeny  2 tokelaka
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Toetran' ny olona mitokelaka, izany hoe mihomehy mikakakaka mampiseho hafaliana na kosa somary maneso [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12