|
|
|
|

Teny iditra1  fitobiana
Fototeny  2 toby
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fiangonana, fitangoronana: Eto no fitobian' ny mpianatra kilasimandry alohan' ny handeha hitsangantsangana
5 Filasiana: Mampitebiteby ny vahoaka ny fitobian' ny fahavalo tsy lavitra ny tanàna
6 Fiavosana, fiavovonana: Maharikoriko ny fitobian' ny fako eto akaikin' ny trano eto [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12