|
|
|
|

Teny iditra1  fitifirana
Fototeny  2 tifitra
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Famelezana amin' ny basy, tafondro, tsipika: Tsy niato ny fitifiran' ny fahavalo
5 Famelezana, fanaratsiana: Loza ny fitifiran' ireo mpialona ahy fa tsy ahoako [1.1]

Fivaditsoratra  6 firafi-tany, fitifirana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12