|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  fitezotezo
Fototeny  2 tezotezo
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Toetran' ny lehilahy tsy miakanjo, miboridana; fihanjaka; fiboridanana [1.1]

Teny iditra (2/2)5  fitezotezo
Fototeny  6 tezotezo
Sokajin-teny  7  anarana
Fanazavàna teny malagasy  8 Toetran' ny olona na zavatra lava mahia, lava marotsaka: Oadray ity fitezotezon' ny zanakao lahy! [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12