|
|
|
|

Teny iditra1  fiteronteronana
Fototeny  2 teronterona
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fipetrahana amin' ny toerana avo milingilingy, fipetrahana mininginingina amin' ny toerana avo: Nitady an' Ikoto efa ho antsasak' adiny reniny fa tsy nahita azy; nony inona, akory ny fahagagany nahita ny fiteronteronany tery ambony hazo (na ny fiteronteronany terỳ ambony vato)
5 Fipetrahana amin' ny toerana mihaja ary mora tazana: Edre izany fiteronteronan' ilay mpandresy terỳ ambony filanjana raha nentina niditra ny tanàna [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12