|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fitepoana |
| Fototeny | 2 tepo |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fipepehana, fidondonana moramora, fiemponemponana: Nohenoin' ny dokoterany fitepoan' ny fony, nefa indrisy tsy henony intsony
[1.1] |
| Tovy hevitra | 5 fitepo, fitepotepoana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/31 |
|