|
|
|
|

Entrée1  fitaterana (tatitra)
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Fitondrana, fitaomana olona na zavatra imbetsaka miverimberina: Fiarakodia fitaterana mpianatra [1.1]
Explications en français  4  Transport [1.13]
Exemples  5  Tadidiko teo ilay fiarabe fitaterana hitako halina. [2.4#]
6  Manaraka ao ary kelikely ny fitaterana sy ny akanjo izay saika sahala. [4.27#]
Mots composés 

Mis à jour le 2023/09/04