|
|
|
|

Teny iditra1 fitaona
Fototeny  2taona
Sokajin-teny  3 anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4Fomba entina mitaona na mitondra zavatra hangonin, na mitarika mba hiaraka hanao zavatra iray.
5Azo taomina. [1.1]

Fivaditsoratra  6 afotany, 7 atonafy, 8 fanitoa, 9 fitaona, 10 fitoana, 11 ifantao, 12 tafinoa

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12