|
|
|
|

Teny iditra1  fitanontanona
Fototeny  2 tanontanona
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fomba entina mitanontanona, izany hoe mipetrapetraka mitsikamokamo eo akaikin'olona ka tsy manao na inona na inona fa mijerijery fotsiny eo. [1.1]

Fivaditsoratra  fitanontanona, 5 fitonantonana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12