|
|
|
|

Teny iditra1  fitanondrehana
Fototeny  2 tanondrika
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fiondrehan'ny loha noho ny alahelo, na ny hasasarana, na ny hanoanana:
5 Hontsa aho nahita ny fitanondrehan'izy telo mianaka tsy nihinankanina hateloana.
6 
[1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17