Entrée fitankosina (tankosina)
Partie du discours nom
Définition malgache Fomban'ny olona mitankosina, manafotetaka ny tenany, mihosina, mitavona amin'ny vovoka na fotaka. [Rajemisa 1985]

Mis à jour le 2020/07/31