|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fitanisana |
| Fototeny | 2 tanisa |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fanaovana tanisa.
5 Fanononana tsirairay: 6 Hain'Ikoto ve ny fitanisana ny anaran'ny olona ao anatin "ny fianakaviana? 7 8 Filazalazana antsipiriany, famisavisana: 9 Tsy naharitra aho fa nihataka tsy ta handre ny fitanisany ny fahoriany. 10 [1.1] |
| Kamban-teny rehetra | 11 fitanisana ny matoanteny |
| Fivaditsoratra | 12 fanitsiana, fitanisana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|