Entrée fitanilana (tanila)
Partie du discours nom
Explications en malgache Fijoroana na fipetrahana tsy manatrika fa miraika amin'ny ilany iray: Manatrika no mahatsara ny sarin'ny sasany; ny fitantana kosa ho an'ny sasany. [1.1]

Mis à jour le 2023/01/20