|
|
|
|

Teny iditra1  fitangolika
Fototeny  2 tangolika
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Toetran' ny zavatra mitangolika, izany hoe mifadiditra, miolikolika manodidina: Jereo ny fitangoliky ny tangolibahin' ny sarisarimbomanga [1.1]

Fivaditsoratra  fitangolika, 5 fitongalika

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12