|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fitangitrihana |
| Fototeny | 2 tangitrika |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Filentehana ao anaty...: Ny fitangitrihan' ny lefona ao anaty tany
5 Fiboiboihana, fifantsitsirana: Zava-mahagaga ny fitangitrihan' ny solitany avy any anaty tany [1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|