Entrée fitanehana (tanika)
Partie du discours nom
Explications en malgache Fandrahoana, fampangotrahana: Fitanehana rano
Fampiempoana: Fitanehana menaka
Fanasitiliana: Ny olona taloha dia efa nahay ny fitanehana toaka [1.1]
Exemples Ny fitanehana ny jaboran'omby tamin'ny ranon-davenona voatantavana no nahazoana ny savony gasy. [2.117]
Article 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/05