|
|
|
|

Teny iditra1  fitandrovana
Fototeny  2 tandro
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fitandremana, fitsimbinana (voninahitra, fihavanana) fitsitsiana (hasasarana): Mba ho fitandroana ny fihavanana, dia vonona hamela ny hadisoanao aho [1.1]
Tovy hevitra  5 fitandroana

Fivaditsoratra  6 fandrovitana, fitandrovana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17