|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fitandro |
| Fototeny | 2 tandro |
| Sokajin-teny | 3 anarana na mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fomba entina mitandro na mitandrina, mitsimbina (fihavanana, voninahitra).
5 Azo tandrovina. [1.1] |
| Fivaditsoratra | fitandro, 6 fitondra |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|