|
|
|
|

Teny iditra1  fitampesonana
Fototeny  2 tampesona
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fangatahana sesilany, fitambezoana tsy miato manao hata-piso:
5 Aoka izay ny fitampesonanao fa tsy hahazo na inona na inona amiko akory ianao.
6 
[1.1]

Fivaditsoratra  7 fisampotenana, fitampesonana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17