|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fitambezoana |
| Fototeny | 2 tambezo |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fangatahana fatratra tsy misy fiatoana sy sesilany; fiverenana amin' izay efa nangatahina ihany: Tsy naharitra ny fitambezoan-janany izy ka nividy ilay famataranandro nohirifany ihany
[1.1] |
| Tovy hevitra | 5 fitambezonana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|