|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fitambatambazana |
| Fototeny | 2 tambitamby |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 fanaovana izay hijerenan'ny olona ny tena, izay hahazoan'ny tena sitraka avy amin'ny hafa.
[1.1] 5 [f-i-tambitambi-az-ana > f-i-tambatambàzana] fanaovana an' izay hampalefaka sy sainy sy fon' nyolona tiana hahazoana sitraka [1.62] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 l'action de se faire caresser, le motif
[1.3#659] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|