|
|
|
|

Teny iditra1  fitalapetrahana
Fototeny  2 talapetraka
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fipetrahana atao mivelatra ny lohalika roa ary miforitra manaraka izany ny ranjo ka mifanindry eo anoloana ny tongotra; fipetrahan'ny tongotra mifanaingina eo anoloana. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 l'action de s'assoir en croisant les jambes, la cause, le lieu [1.3#656]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12