|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fitakobohana |
| Fototeny | 2 takoboka |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fiafenana ao anaty filanjana misarona; fiafenana ao anaty lamba:
5 Ny fitakobohana matetika no fomba ampiasain'izay ta-handositra tsy te ho hitan'olona. 6 [1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|